Entrée | Anjafy (any, zafy) | |
Partie du discours | nom propre (toponyme) | |
Définition malgache | Fizaran-tany iray amin' ny Vakinisahasarotra, ao atsinanan' Anativolo, izay heverin' ny maro ho nahazoana ilay fitenenana hoe: Midona ny orana eny Ankaratra; vaky tsipelana ny eny Anjafy [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |