|
|
|
|

Entrée1  anjaka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
Explications en malgache  6  [1.78] [Betsimisaraka] fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha
7  [1.1] Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina
Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra
Explications en anglais  8  [1.2#52] a bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather.
Article  9  Randzavola: anjaka ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  10  akanja, anjaka, jakana, janaka, najaka

Mis à jour le 2025/07/29