Entrée anjara asa (zara, asa)
Partie du discours   expression
Définition malgache   asa sahanina miainga amin'ny fandaminana. Anjara asan'ny alkôla: toetra simika manokana ananan'ny alkôla [SLP: Voambolana]
Traduction française   fonction, attribution. Anjara asan'ny alkôla: fonction de l'alcool [SLP: Voambolana]

Mis à jour le 2009/11/07