Entrée an-kamehana
Partie du discours locution
Explications en malgache Amin' ny fomba maimaika tsy voaomana tsara: An-kamehana ny nandraisanareo ny solontenako ka tsy faly aho [1.1]
Explications en anglais (ankamehana) see maika. [1.2]
 (ankamehana) in a hurry, as an emergency measure [1.7]
Explications en français (ankamehana) en cas d'urgence; urgent ; à la hâte
Exemples Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalàna vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny. [4.27]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/18