|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ankany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 fifandirana [Tambahoaka, Taimoro, Sihanaka] [1.78]
4 ady, fifandirana [Bara] [1.78]
5 fifandirana, fifamaliana [Betsimisaraka] [1.78]
6 fifandirana, tohika: Kaja be ankany anao fa ny Amerikanina efa avy eñy amin'ny volaña (aza be tohika ianao f'efa tonga eny amin'ny volana ny amerikanina) [Tanala] [1.78]
Explications en anglais  7 dispute, quarrel. See ady. [1.2]
Synonymes  8 akany

Entrée (2/2)9  ankany
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11 savoka (tantely) [Bezanozano] [1.78]

Anagrammes  12 ankany, 13 ankina, 14 kanina, kañina, 15 kinana

Mis à jour le 2025/11/17