|
|
|
|

Entrée1  an-kapobe
Partie du discours  2  nom ou adverbe
Morphologie 
3  Simple :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Amin' ny ankamaroany, amin' ny ankabetsahany: Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaivo manokana akory izy
Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin' ny ankapobeny mahay mihira ny Malagasy
Explications en français  6  [1.3#50] en bloc, en gros, en somme, en général
7  [1.13] généralité, global
Exemples  8  [1.320#] ny fepetra ankapobe mikasika ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana
9  [2.114#] mamolavola ny planina ankapobe hampandrosoana ny toe-karena sy ny fiaraha-monina

Anagrammes  10  an-kapobe, ankapobe, pañaboke, pañobake

Mis à jour le 2025/08/10