Entrée an-kilahila
Partie du discours   expression
Définition malgache   Eo amin' ny toerana misolampy tsy azo itombenana tsara: Andeha ho eny an-dohasaha fa an-kilahila itỳ misy antsika itỳ ka sarotra ananganan-day
¶ Toerana tsy mampiorin-tsaina: An-kilahila ny fiainan-dRakotoamin' izao fotoana tsy ahitany asa izao [Rajemisa 1985]
Citations  

Mis à jour le 2009/12/09