Entrée an-kinafinafina
Mots élémentaires afinafina
Partie du discours locution
Explications en malgache An-tsokosoko [1.1]
Exemples 
1Dia notantaraiko azy ny nanjo ahy, noborahiko taminy tsy nisy ankinafinafina ny nataoko sy nihatra tamiko. [2.4]
2Izany laingon-teny avy amin'ny vavan'ny tsy mba mahay ankinafinafina izany, dia ampy hamantaran-dRaseheno ny fototra mitranga lany sy ny faka miafina momba ny toe-tsain'ity renin'i Benja kely. [1.214]

Mis à jour le 2023/10/29