Entrée an-kodivirana
Partie du discours expression
Définition malgache Eo am-piolahana, eo amin' ny fiviliana, amin' ny ilany miolaka amin' ny havoana, na ny tendrombohitra: Sakeli-dalana ankodimirana, ilaozy foana fa manahirana (Ny Avana) [Rajemisa 1985]
Synonymes an-kodimirana
Citations 

2009/12/09