Entrée anôfela
Partie du discours nom
Définition malgache Karaza-moka mahatonga ny tazo amin' ny fampidirany mikraoby hematozoera ao anatin' ny ran' izay voakaikiny [Rajemisa 1985]
 moka vavy mitondra tazo [SLP 1986]
Définition française anophèle [SLP 1986]
Vocabulaire 
Origine Français: anophèle.

2012/10/23