| Entrée | 1 anomezana | 
| Radical | 2 ome | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en malgache | 4   [1.1#781] | 
| Explications en anglais | 5   [1.2#462] | 
| Explications en français | 6   [1.3#464] | 
| Exemples | 7   Amin' io koa no anomezana anarana ny zaza.
[1.437#] 8 Ara-pitondrana no anomezana ny karatra ny mpifidy [2.114#] 9 ary koa anomezana ny havany ny maty, na ny fokonolona nanatitra ny fao-dranomaso [2.48] 10 Trano fampisotroana mangidy no iantsoana ireo toerana anomezana ranon-kininina ny ankizy [2.117] 11 Izany no tsy maintsy anomezana zezika azy, sy rano handevona ny sakafo ao amin' ny zezika [2.332] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 16 anomeazana | 
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |