Entrée anosehana (tosika)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Exemples Didy anosehana ny mpanao ratsy : ny vavavola (vola omena izay manambara mpanao heloka mahafaty) - ny fiampangam-bady sy fiampangan'andevo tsy ekena; [2.508]
Morphologie 
Présent : anosehana, anosehako, anosehanao, anosehany, anosehantsika, anosehanay, anosehanareo, anosehan', anosehan-, anoseham-, anoseha-
Passé : nanosehana, nanosehako, nanosehanao, nanosehany, nanosehantsika, nanosehanay, nanosehanareo, nanosehan', nanosehan-, nanoseham-, nanoseha-
Futur : hanosehana, hanosehako, hanosehanao, hanosehany, hanosehantsika, hanosehanay, hanosehanareo, hanosehan', hanosehan-, hanoseham-, hanoseha-
Impératif : anoseho

Mis à jour le 2023/01/20