Entrée Antaimanambondro
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Foko kely dia kely, atao koa hoe Antaivondro, manodidina ny ony Manambondro, anelanelan' Iavibolo sy Masihanaka, voalaza ho iray razana amin' ny Antambahoaka. Tanàna foibeny: Amparihy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2012/10/23