Entrée Antaimoro
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Traduction française   Foko lehibebe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, anelanelan' i Namorona sy Manampatrana. Taranak' Arabo ny Antaimoro, malaza noho ireo soratra rakitry ny ela atao hoe sorabe (teny malagasy voasoratra amin' ny tarehintsoratra arabo) mitahiry ny tantarandrazany hatramin' ny nahatongavany teto amin' ny Nosy. Tanàn-dehibe: Vohipeno, Manakara [Rajemisa 1966]
Vocabulaire  
Autres orthographes  
Analogie   Mots du dialecte

Mis à jour le 2012/10/23