Entrée Antaisaka
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition malgache   Foko lehibe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, monina amin' ny tany voafaritr' i Mananivo, avaratra; Itomampy sy Ionaivo, andrefana; ary lavibola, atsimo. Mizara ho zana-poko vitsivitsy ny Antaisaka, izay mitsinjara ho fianakaviana maromaro indray atao hoe kibory, Tanàndehiben' ny Antaisaka: Vangaindrano, Midongy atsimo [Rajemisa 1985]
Exemples   Tokony tamin' ny 1788 dia nisy ady nifanaovan' ny Zafisoro sy ny Antaisaka. [Randriamamonjy: Tantara, page 191]
Vocabulaire  
Autres orthographes  
Mots composés, titres, noms  
Analogie   Mots du dialecte

Mis à jour le 2017/07/25