|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  antambo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [Betsimisaraka] fambara loza, loza [1.78]
4 [Sihanaka+Tanala] loza [1.78]
5 Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany
6 Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1]
Explications en anglais  7 great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [1.2]
8 a calamity [1.7]
Explications en français  9 malheur, calamité [1.8]
Combinaisons  10  4 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 12  antambo
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14 biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [1.78]
Vocabulaire  15  Croyances

Anagrammes  antambo, 16 tambano, 17 tombana

Mis à jour le 2026/03/07