Entrée Antandroy
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition malgache   Foko lehibebe amin' ny tendron' i Madagasikara atsimo indrindra mitoetra amin' ny tany voafaritry ny ony Menarandra, andrefana; Mandrare, atsinanana, ary ny havoana Vohimainty, avaratra.
¶ Ny anarany dia avy amin' ny hoe "androy", karazan-draketa be ranony, izay hany zavamaniry azo hanina amin' io tany ngazana sy maina mandavan-taona io. Tanàn-dehibebe: Ambovombe, Beloha [Rajemisa 1985]
Traduction française   population de l'extrême sud de Mad [...] Menarandra et Mandrare (ville principale: Ambovombe) [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Exemples   Izy no lazaina fa mahery indrindra tamin' ny Antandroy. [Randriamamonjy: Tantara, page 75]
Vocabulaire  
Synonymes   Tandroy
Analogie   Mots du dialecte
Bibliographie   Rajaonarimanana: Dictionnaire malgache dialectal - français (dialecte Tandroy)
Mahafay: Boke Arofototse

Mis à jour le 2017/07/25