Entrée Antanosy
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [Rajemisa 1985]
Définition française population du sud-est de Madagascar, qui [...] Masihanaka et Mandrare (ville principale: Tolañaro) [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Synonymes Tanosy
Analogues  Mots du dialecte

2012/10/23