| Entrée | 1 antilimbohitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Antoko mpanao raharaham-panjakana nisolo ny Sakaizambohitra tamin' ny taona 1884 ka ankoatra ny raharahan' ireo nodimbiasany (fikarakarana ny fandriam-pahalemana) dia mbola niandraikitra indray ny fanoratana ny teraka, ny fanambadiana, ny maty sy izay rehetra fanaon' ny Tomponarivo tatỳ aoriana izy ireo Mpiambina na mpitsikilo [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|