Entrée antonery (tonery)
Partie du discours nom ou adverbe
Explications en malgache Filanjana entana ka ny tendron' ny bao ihany no asiana entana dia atao andamosina [1.1]
 Fomba itondrana zavatra amin' ny hazo tahaka ny tonery: Ny filanja an-tonery ihany no atao hoe filanja an-kila bao [1.1]
Explications en français Porté sur l’épaule au bout d’un bâton [1.3]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/28