|
|
|
|

Entrée1  antontanisa
Mots élémentaires  2 antonta, 3 isa
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 fikajiana ny hakitroka aseho amin' ny isan-jato: Raha jerena ny antontanisa nivoaka tamin' ny taona lasa iny dia mitombo ny zaza miditra an-tsekoly [1.62]
Explications en français  [antontan' isa] 6 statistique [1.13]
Exemples  7  Noho izay tsy fahalalàna izay dia tafakatra 54%-n'ny ankizy no matin'ny tsy fahampian-tsakafo avokoa, araka ny antontanisa farany [4.7]
8  Somary misy fahasamihafana anefa ny vidin-tsolika raha ny antontanisa etsy ambony no asian-teny [4.39]
Vocabulaire  9  Mathématiques: statistiques
Synonymes  10 statistika

Mis à jour le 2025/10/11