Entrée antsamotady
Partie du discours nom
Définition malgache Tady voarandrana atao fandefasana vato amelezana: tokony ho roa metatra eo ho eo ny halavany ka eo afovoany, amin' ny fisasahany, izay atao hoe foitr' antsamotady no ametrahana ny vato; ny ilan' ny antsamotady dia atao miforitra a. min' ny ankikely, fa ny tendrony iray kosa izay atao hoe tsapok' antsamotady dia mivaha tsy misy mitana azy mba hahafahan' ilay vato miantoraka amin' izay kendrena hasiana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a sling for throwing stones [Hallanger 1973]
Définition française fronde [Hallanger 1974]
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2019/12/12