Entrée antsetra
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] ampemby [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot antsetra (1): Maroantsetra

Entrée antsetra
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka] lefona, firombaka [Rakotosaona 1972]
   Vy miendrika lelan' angady kely izay atsatoka eo andohan' ny tehina na amin' ny vody lefona mba hanavesabesatra azy ka hahamora ny fikendrena mahitsy aminy
¶ Honkon' ny zarandefona na angady [Rajemisa 1985]
   angady kely fihevoana voly [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   a piece of iron like a small spade-blade put on the lower part of a spear-handle as a balance or ornament. [Richardson 1885]
Définition française   [Tankarana] pioche. [David 1952 (takila A)]
Définition française   binette [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

Entrée antsetra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tanosy] Manga [Rakotosaona 1972]

2017/03/10