|
|
|
|

Entrée1  antsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [Betsimisaraka] [1.78]
4 antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [Tanala] [1.78]
5 Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [1.1]
Explications en anglais  6 a knife [1.2, 1.7]
Explications en français  7 canif [1.3]
8 couteau dont la lame se replie [1.3]
9 couteau [1.8, 1.13]
Exemples  10  Dia ny antsy izany no mahery! [2.69]
11  Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442]
Vocabulaire  12  Outils
Synonymes  13 antsibe
Tous les mots composés  14  28 combinaisons de ce mot
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot
Article  16 Randzavola: antsy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  17 antsy, 18 sinta, 19 Sitnà

Mis à jour le 2025/11/09