Entrée aoka izay (aoka, izay)
Partie du discours expression
Définition malgache teny entina mandrara mba tsy hanohy intsony izay atao: Aoka izay, rankizy, ny hiranareo fa mankarenin-tsofina [Rajemisa 1985]

2010/05/30