Entrée aombika (ombika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina manombika, maka potipotiny na silatsilany kely: Itỳ antsy kely itỳ aombika ny hena [1.1]
Morphologie 
Présent : aombika, aombiko, aombikao, aombiny, aombitsika, aombikay, aombikareo, aombik', aombi-
Passé : naombika, naombiko, naombikao, naombiny, naombitsika, naombikay, naombikareo, naombik', naombi-
Futur : haombika, haombiko, haombikao, haombiny, haombitsika, haombikay, haombikareo, haombik', haombi-
Impératif : aombiho

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20