Entrée |
aombotra
(ombotra)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Définition malgache | Entina manongotra, manala amin-kery: Tandramokitra no naombotra ilay fantsika vao afaka [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | ce dont on se sert pour arracher [Abinal 1888]
|
Morphologie |
aombotra
aombotro
aombotrao
aombony
aombotsika
aombotray
aombotrareo
aombotr'
aombo-
aombotry
| |
naombotra
naombotro
naombotrao
naombony
naombotsika
naombotray
naombotrareo
naombotr'
naombo-
naombotry
| |
haombotra
haombotro
haombotrao
haombony
haombotsika
haombotray
haombotrareo
haombotr'
haombo-
haombotry
| |
aomboty | |
|
|