Entrée aondrika (ondrika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao milefitra, mitanondrika: Aondreho ny loha fa aza miandrandra [1.1]
Explications en anglais To be bent, to be made to stoop. [1.2]
 To be bowed [1.7]
Explications en français Qu'on incline, qu'on plie qu'on fait incliner [1.8]
Morphologie 
Présent : aondrika, aondriko, aondrikao, aondriny, aondritsika, aondrikay, aondrikareo, aondrik', aondri-
Passé : naondrika, naondriko, naondrikao, naondriny, naondritsika, naondrikay, naondrikareo, naondrik', naondri-
Futur : haondrika, haondriko, haondrikao, haondriny, haondritsika, haondrikay, haondrikareo, haondrik', haondri-
Impératif : aondreho

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20