Entrée aoroka (oroka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina manoroka: Araka ny fomban' ny Ntaolo dia ny orona no aoroka fa tsy ny molotra [1.1]
Morphologie 
Présent : aoroka, aoroko, aorokao, aorony, aorotsika, aorokay, aorokareo, aorok', aoro-
Passé : naoroka, naoroko, naorokao, naorony, naorotsika, naorokay, naorokareo, naorok', naoro-
Futur : haoroka, haoroko, haorokao, haorony, haorotsika, haorokay, haorokareo, haorok', haoro-
Impératif : aorohy

Mis à jour le 2023/01/05