Entrée aositritsy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazam-borona avo no sady lava tenda, 2m60 ny haavony, goaibe (100kg), izay mivelona an' andiany any an-tany efitra; fohy dia fohy ny elany fa ny tongony kosa mahery mandeha fa mety hahavita 40 km isan' ora [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Origine   Français: autruche.

Mis à jour le 2014/08/06