Entrée aostralianina
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Aostralia, nosy lehibe any Oseania, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe eto amin' izao tontolo izao
¶ Mikasika an' i Aostralia na an' i Aostralia na avy any Aostralia [Rajemisa 1985]
   Australian [Rajemisa 1985]
   australien, australienne [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Origine   Français: australien.
Analogie   Aostralia

Mis à jour le 2012/12/27