| Entrée | 1 aoto |
| Partie du discours | 2 nom |
| Exemples |
3 Tsy mbola nisy aoto hitondra, fa ny vatsy no noraisina dia samy manao izay hahatongavany.
[2.499#24]
4 Iny kosa Rasaha, tovolahy tokony ho fito amby telopolo taona, mamindra moramora manatona ny toerana fijanonan' ny aoto. [2.314#102] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 6 Transports |
| Anagrammes | aoto, 7 otao |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|