| Entrée | 1 aotobisy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Anarana omena ireo fiara ngeza natao hitondra mifamezivezy ny mponina an-tanàndehibe, manaraka zotra efa raikitra ho falehany avy; fiaram-bahoaka.
[1.1] |
| Vocabulaire | 4 Transports |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|