Entrée aova
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Renirano kely mandalo ny tanety ary azo aleha lakana [1.1]
Vocabulaire 

Entrée aova (ova)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asolo [1.1]
Morphologie 
Présent : aova, aovako, aovanao, aovany, aovantsika, aovanay, aovanareo, aovan', aovan-, aovam-
Passé : naova, naovako, naovanao, naovany, naovantsika, naovanay, naovanareo, naovan', naovan-, naovam-
Futur : haova, haovako, haovanao, haovany, haovantsika, haovanay, haovanareo, haovan', haovan-, haovam-
Impératif : aovay

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20