Entrée apararatra (pararatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Aidina mitete be (rano na voan-javatra aidina amina fitaovana misy loadoaka) [1.1]
Explications en anglais To be poured out in numerous drops, as water from a leaky roof [1.2]
Explications en français à faire couler sur [1.3]
Morphologie 
Présent : apararatra, apararatrako, apararatranao, apararatrany, apararatrantsika, apararatranay, apararatranareo, apararatran'
Passé : napararatra, napararatrako, napararatranao, napararatrany, napararatrantsika, napararatranay, napararatranareo, napararatran'
Futur : hapararatra, hapararatrako, hapararatranao, hapararatrany, hapararatrantsika, hapararatranay, hapararatranareo, hapararatran'
Impératif : apararato

Mis à jour le 2023/02/19