Entrée apetraka hisotro ronono (petraka, sotro, ronono)
Partie du discours   expression
Définition malgache   ilazana ireo mpiasa (indrindra ny mpiasam-panjakana) nahavita ny fe-potoana ilaina ka tsy miasa intsony, nefa mandray vola noho ny taona maro niasany [Rajemisa 1985]
Synonymes   misotro ronono

Mis à jour le 2009/11/07