Entrée apololotra (pololotra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao mipololotra, avala hivoaka be dia be: Napololotrany ny setro-tsigarany ka niala tsirairay ireo nipetraka teo akaikiny [1.1]
Explications en français à souffler [1.3]
Morphologie 
Présent : apololotra, apololotrako, apololotranao, apololotrany, apololotransika, apololotranay, apololotranareo, apololotran'
Passé : napololotra, napololotrako, napololotranao, napololotrany, napololotransika, napololotranay, napololotranareo, napololotran'
Futur : hapololotra, hapololotrako, hapololotranao, hapololotrany, hapololotransika, hapololotranay, hapololotranareo, hapololotran'
Impératif : apololory

Mis à jour le 2023/01/20