|
|
|
|

Entrée1  aporotsaka
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  porotsaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Alefa midina, atambotsotra: Aza aporotsaka tahakaizao ao an-damosinao ny zazakely
Arotsaka: Aporotsaho ny vola fa aza mody maty eo

Mis à jour le 2025/07/29