apporter   
manatitra
présenter, offrir, conduire, escorter, porter, apporter, rendre: Avy manatitra voaloboka ho anareo aho (Je viens vous offrir des raisins) ~ Nanatitra ny vahiny tao an-tranom-bahiny izy (Il a conduit l'étranger à l'hôtel) ~ Nisy miaramila nanatitra azy (Des soldats l'ont escorté) ~ Nanatitra entana tany Toamasina izy (Il a porté des paquets à Tamatave) ~ Tsy mbola nanatitra ny bokiko izy (Il ne m'a pas encore rendu mon livre) [Abinal 1888]
présenter, offrir, apporter; livrer [Hallanger 1974]
mañatitse
Apporter, conduire, donner, escorter, offrir, porter, rendre [Poirot & Santio: Vezo]