Entrée arabo
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   Ny firenena monina amin' ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity, ny nosy Barenina ary Katara): Hatramin' ny fahagolantany no efa nifandrafy ny Arabo sy ny Israelianina
¶ Mikasika an' i Arabia, an' i Arabia na avy any Arabia: Misimisy ihany ny teny arabo tafiditra amin' ny teny malagasy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   an Arab. See talaotra, silamo [Richardson 1885]
   an Arab; a Moslem East Indian or Pakistanese [Hallanger 1973]
Traduction française   Arabe; Musulman d'origine Indienne ou Pakistanaise [Hallanger 1974]
   Arabe [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire  
Origine   Français: arabe.
Articles  

Mis à jour le 2017/06/29