Entrée aradraradraina (radraradra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Antsointsoina, lelalelaina: Aradraradraina hatraiza hatraiza ankehitriny ny fahadiovana [1.1]
Morphologie 
Présent : aradraradraina, aradraradraiko, aradraradrainao, aradraradrainy, aradraradraintsika, aradraradrainay, aradraradrainareo, aradraradrain', aradraradrain-, aradraradraim-, aradraradrai-
Passé : naradraradraina, naradraradraiko, naradraradrainao, naradraradrainy, naradraradraintsika, naradraradrainay, naradraradrainareo, naradraradrain', naradraradrain-, naradraradraim-, naradraradrai-
Futur : haradraradraina, haradraradraiko, haradraradrainao, haradraradrainy, haradraradraintsika, haradraradrainay, haradraradrainareo, haradraradrain', haradraradrain-, haradraradraim-, haradraradrai-
Impératif : aradraradrao

Mis à jour le 2023/01/05