Entrée arakotra (rakotra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina mandrakotra: Bodofotsy roa arakotra azy fa manavy mihararetra izy [1.1]
Explications en anglais Used of that employed as a cover. [1.2]
Explications en français Avec quoi on couvre [1.3]
Exemples Ampodiny ny mpisikidy amy ny itoerana ny ozatra, teriterena ampodina, vao izay asiana ny ody tsimpimpína arakotra azy. [2.48]
Morphologie 
Présent : arakotra, arakotro, arakotrao, arakony, arakotsika, arakotray, arakotrareo, arakotr', arako-, arakotry
Passé : narakotra, narakotro, narakotrao, narakony, narakotsika, narakotray, narakotrareo, narakotr', narako-, narakotry
Futur : harakotra, harakotro, harakotrao, harakony, harakotsika, harakotray, harakotrareo, harakotr', harako-, harakotry
Impératif : arakofy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20