Entrée araoka (raoka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina mandraoka, manangona: Ity harona ity araoka ireo tsaramaso raraka ireo [1.1]
Morphologie 
Présent : araoka, araoko, araokao, araony, araotsika, araokay, araokareo, araok', arao-
Passé : naraoka, naraoko, naraokao, naraony, naraotsika, naraokay, naraokareo, naraok', narao-
Futur : haraoka, haraoko, haraokao, haraony, haraotsika, haraokay, haraokareo, haraok', harao-
Impératif : araofy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20