|
|
|
|

Entrée1  -areo
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana,
4 entina misolo ny olona iresahana raha maro:
5 Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo,
6 ny vohitrareo?
[1.1]
Explications en anglais  7 Your, yours; by you. It is plural.
8 Rainareo [ray]: your father.
9 Efanareo [efa]: finished by you.
10 When added to trisyllabic roots ending in
11 -ka or -tra, the n is elided.
12 Satrokareo [satroka]: your hat.
13 Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2]
14 your; done by you (plural) [1.7]
Explications en français  15 De vous, par vous.
16 Se place comme régime indirect après les mots terminés par
17 ka, tra, na.
18 Katsakareo: votre maïs.
19 Fantatrareo: connu de vous.
20 Razanareo: vos ancêtres. [1.3]
21 De vous, par vous. [1.5]
22 à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8]
Analogues  23  nareo, 24  anareo, 25  ianareo
Tableaux et planches  26  Tous les pronoms

Anagrammes  27 aore, 28 -areo, 29 erao, 30 eroa, 31 orea

Mis à jour le 2025/11/13