| Entrée | 1 aroloha |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [Tsimihety] Fombantolona omby iray toy izao: miforitra eo an-tsefaky ny tandroka ny tena ka ny tanana roa mihazona ny hatoky ny omby ary ny tongotra roa mangeja ny vavany
[1.1] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|