Entrée arsidiosezy
Partie du discours nom
Définition malgache (Fivavahana katolika) Fitantanana diosezy maromaro na vitsivitsy mifanakaiky; ny eveka eo amin' ny renivohitry ny arsidiosezy dia antsoina hoe arseveka [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: archidiocèse.

2014/08/06