Entrée ary fomba (ary, omba)
Partie du discours   expression
Définition malgache   tomombana amin' ny maha-izy azy, izany hoe ao aminy daholo izay ilaina mba hahalavorary azy [Rajemisa 1985]
   [ arifomba ] misy kojakoja rehetra'ilaina [SLP: Voambolana]
Définition française   [ arifomba ] tout confort [SLP: Voambolana]
Définition française   complet, qui a tout ce qu'il faut [Rajaonarimanana 1995]

2012/05/14