Entrée arzantinina
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Ny tompon-tany any amin' ny tanin' i Arzantina (Amerika atsimo indrindra): Manankarena solitany sy tenon-damba ny Arzantinina
¶ Momba an' i Arzantina, an' ny Arzantina na avy any Arzantina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Argentinean, Argentinian, Argentine [3.1]
Définition française argentin, argentine [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: argentin.
Analogues  Arzantina

2014/01/02