Entrée arỳ
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: arỳ andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay. [1.1]
Explications en anglais There, yonder, signifying a distant place not seen. [1.2]
 There far away (not in sight) [1.7]
Explications en français Là, là-bas, désigne une chose éloignée ou qu’on ne voit pas [1.3]
 Là-bas (loin, pas visible) [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : arỳ
Passé : tarỳ
Futur : ho arỳ
Dérivés 
Mots composés 
Titres Atsy ary (Manifatra Venance)
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entrée ary
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin' ireo eo aloha raha ohatra ka misy maro voatanisa: Ny akoho sy ny vorona ary ny ondry. / Vizana sy reraka ary kivy irahay nony tafaverina tsy naharo na inona na inona. / Mihinana sy misotro ary mandihy
Mampitohy fehezankevitra na fehezanteny anankiroa: Miteny ny mpampianatra ary mihaino ny mpianatra
Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika: Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho [1.1]
Explications en anglais And. Generally used after two or more nouns connected by sy, the last of the series being connected by ary. It is like the word and used in commencing English sentences. [1.2]
 And; in an enumeration sy is used after the first several words and àry before the last one. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: iron and copper and lead [1.7]
Explications en français Et; se met devant le dernier mot d'une énumération, dont les autres mots sont précédés de sy. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le cuivre et le plomb [1.8]
Titres Ary hitako (Andriarimalala René)

Entrée àry
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no hitadiavantsika vavolombelona? / Andeha àry isika, anaka [1.1]
Explications en anglais Then, as aoka ary, Well then, be it so: Ataovy àry, Do it then. It can easily be distinguished from the conjunction ary by never being the first word of a sentence. [1.2]
Explications en français Donc. Aoka àry (Soit!) Andeha àry (Hé bien, partez!) Ataovy àry (Faites donc!) [1.3]
 Donc [1.5]
Mots composés 

Entrée ary
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Betsimisaraka] any [1.78]

Entrée ary
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary
Manana: Efa ary nify ny zanako [1.1]
Explications en anglais Existed, formed, produced; being. [1.2]
 Made, created, brought into being [1.7]
Explications en français Créé, qui existe [1.3, 1.8]
Morphologie 
Simple : ary, arin'
Futur : hary
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée ary
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony [1.1]
Explications en français Action de rejeter [1.3, 1.5]
 Action d'abandonner, de perdre [1.3]
 Action de jeter. Variant: are [1.14]
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée ary
Partie du discours nom
Explications en malgache Taova iray tarika amin'ny mosavin-kena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'ny ra ao aminy [1.1]
Explications en anglais The milt, the spleen. Ary is the root, but it is never used alone, but always with the suffix pronoun. [1.2]
Explications en français La rate [1.3]
Vocabulaire 
Analogues  arin-kena

Entrée ary
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Nonon'omby, tohatra [1.78]

Entrée ary
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taimoro] Fiverenana ilalana [1.78]

Entrée ary
Partie du discours nom
Explications en français Action de suinter, de perdre de l'eau, de laisser écouler la sève. On dit, par exemple : manary rano pour les bois qui suintent beaucoup lorsqu'ils sont coupés . manary rano-batsy : laisser écouler sa sève, comme le font certains bourgeons, ex. ceux des palmiers, quand on les perce. manary ronono : sécréter du latex.
[Taisaka]  : Ficus sp. ; également appelé ary-voara
[Taimoro, Taisaka] (contraction de arina) Bridelia tulasneana Baill. (Euphorbiaceae). [1.196]
Nom scientifique Bridelia tulasneana
Vocabulaire 
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée ary
Partie du discours nom
Explications en malgache Jereo ariary [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/12/31