Entrée asarangotra (sarangotra (rangotra))
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Ilazana izay enti-misarangotra, na mamikitra, misangazona: Ny tananao havanana asarangotra raha sahirana mitrotro ny zazakely ny tananao havia [Rajemisa 1985]
Traduction française   ce avec quoi on s'accroche, ce qui accroche [Abinal 1888]
Morphologie  
asarangotra
asarangotro
asarangotrao
asarangony
asarangotsika
asarangotray
asarangotrareo
asarangotr'
asarango-
asarangotry
nasarangotra
nasarangotro
nasarangotrao
nasarangony
nasarangotsika
nasarangotray
nasarangotrareo
nasarangotr'
nasarango-
nasarangotry
hasarangotra
hasarangotro
hasarangotrao
hasarangony
hasarangotsika
hasarangotray
hasarangotrareo
hasarangotr'
hasarango-
hasarangotry
asarangoty

Mis à jour le 2013/12/11